TwitterFacebook

Présidentielle : Mahafaly victime du sabotage d’Ambohitsirohitra ?

Qui a peur de Mahafaly ? Ces derniers jours, le sabotage à l’encontre de ce candidat n°22 du bulletin unique se multiplie. Dernièrement, l’on a constaté la coupure de transmission de sa prise de parole à la Télévision Malagasy (TVM) lors de la rencontre des candidats à l’élection avec la Commission électorale nationale indépendante, à Nanisana, vendredi. En effet Mahafaly a été victime de trois coupures quand il a pris la parole, plus précisément au moment où il a pointé du doigt les failles dans le processus de déroulement de l’élection présidentielle. Un malheureux hasard selon les responsables de la TVM et le ministère de la Communication suite à la coupure de courant à la station de la télévision nationale à Anosy. Mais cet acte ne semble pas une première. En effet le Quartier Général de ce candidat à Soanierana a été plusieurs fois victime de coupure de courant. Une situation qui n’est pas le fruit d’un hasard parce que le courant passe dans les quartiers aux alentours. D’après une enquête menée par les proches de cet ancien premier ministre, l’ordre serait venu d’Ambohitsirohitra pour saboter sa campagne voire pour le faire couler. L’on se demande alors de quoi Ambohitsirohitra a –t-il peur de Mahafaly ?

24 commentaires

  1. Harena Repondre

    Amiko tsy tokony hisy hatahotra an’ny mahafaly satria, efa fantatra anie fa teo io fa tsy nahavita na nampiova zavatra anankiray akory; Ary vao maika aza nanaratsy no nataony teo ary teo amin’lilay tamin’ny TVM indray dia fifandrifian-javatra no nahatonga an’iny fa tsy fisomparana.

  2. Tsix Repondre

    Raha tena kandida vonona amin’ny fitondrana ny firenena dia tokony tsy manaratsy fahantany ny zavatra vitan’ny fitondrana. Ny zavatra tsy tsapany dia fotoana ela ihany izy no teo amin’ny fitondrana kanefa toa tsy nahavita inona. Rehefa mikabary anefa izy mialaza fa manana vaha-olana.

  3. komi Repondre

    Tsy hoe akory rehefa nohesorina tao ianao dia mahita zavatra hanaratsiana foana. Izany ilay toetran’ny olona malahelo toerana e. Very seza fihinanana dia tsy mahagaga raha malahelo. Be kajikajy politika loatra ianao dia hadinonao ilay tena asa tadiavin’ny vahoaka taminao tamin’ny maha PM anao dia ny hampandroso ny firenena.

  4. Tonny Repondre

    Very seza marina ity olona ity ka lasa manaonao foana ankehitriny, tsy fantany intsony izay tokony atao fa lasa mandeha an-jambany ohatran’ny olona jamba,diniho ihany ry vahoaka fa sao olona mpamadika palitao ohatran’itony no ho voafidy ka hanenenana.

    1. jo Repondre

      izany mihitsy no mahalaza azy ary tsy antenaina hanarina ny firenena mihitsy raha mbola olona manana toe-tsaina toy izany, efa hita fa teh hitady ny tombotsoany manokana sy mba teh hitady seza indray dia mahasahy manaonao foana, efa hainy hoe tsy ho lany mihitsy izy tsinona

  5. Rija Repondre

    Ny olona mpanao alahelon-tseza tahaka itony anie tsy atahorana satria tsy dia lasa alavitra nohon’ny toe-tsainy ee. Anisany mpitady ny tombotsoany manokana ihany koa izy ity ary ho very ny firenena raha tonga eo amin’ny fitondrana izy io.

  6. tsirah Repondre

    Ny N° 12 ihany no manana programa mazava sy matotra entina hanavotana ny firenena ary matoky azy tanteraka izahay vahoka malgasy Hery vaovaoho an’i Madagasikara tokoa numero 12

  7. lazasoa Repondre

    Actuellement que l’ancien Premier Ministre trouve beaucoup le cas de victime pour le coupure d’électricité que son gouvernement a fait subi les peuples Malgache avec son incompétence pendant qu’il était a la tête du gouvernement alors le non-sens n’est pas fait, mais l’action revient.

  8. mahandry Repondre

    tsy mahagaga raha misy ny toy izao satria samy teh ho tsara daholo dia mahasahy manao izay rehetra hanaratsiana ny sasany e, ary efa hita fa tsy anao izay hamahana nhy olana miosy eto @ny firnenena ny ankamaroany fa andeha itady seza eo @fitondrana fotsiny, anisan’izany ity mahafaly ity

  9. Tonton Ja Repondre

    Inona moa no idiran’ny fahatahorana @zany? afaka haverinao tenenina izay tianao fa aza dia mandray an-tendrony Mr Mahafaly ah! Rehefa misy tsy mahafaly anao ve dia ny fitondrana no tonga dia omena kihana @zany? Mba mieritrereta eh

  10. xoracle csgo Repondre

    Some truly wonderful stuff on this web site , appreciate it for contribution.

  11. My Undetectable AutoClicker (lolxd v2) Repondre

    I will immediately grab your rss feed as I can’t find your email subscription link or e-newsletter service. Do you’ve any? Kindly allow me recognize so that I may subscribe. Thanks.

  12. 4k video downloader key Repondre

    I just couldn’t depart your web site before suggesting that I actually enjoyed the standard info a person provide for your visitors? Is going to be back often to check up on new posts

  13. serial tuneup 2018 Repondre

    Its like you read my mind! You seem to know so much about this, like you wrote the book in it or something. I think that you could do with some pics to drive the message home a little bit, but other than that, this is great blog. An excellent read. I will certainly be back.

  14. stellaris skidrow Repondre

    Hey there are using WordPress for your site platform? I’m new to the blog world but I’m trying to get started and create my own. Do you require any html coding expertise to make your own blog? Any help would be really appreciated!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les elements en (*) sont requis