TwitterFacebook

VASAKAOSY : ATODY ROAPOLO KESIKA VOAHOSIN’NY KAMIAO

Sarety nivesatra kesika feno atody no nodomin’ny kamiao teny Vasakaosy, omaly. Samy niantsona teny an-tsisin’arabe ireo fitaovam-pitaterana roa ireo no nahemotry ny mpamily tampoka ilay kamiao. Voahosy vokatr’izany ilay sarety nijanona taoriany ka potika niaraka tamin’izany ihany koa ny ankabeazan’ireo atody izay nentiny. Rehefa nisaina ireo kesika voahitsaka dia nahatratra roapolo isa. Na izany aza anefa dia tsy nisy ny aina nafoy.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les elements en (*) sont requis

*