TwitterFacebook

TOLAGNARO : LEHILAHY MPANAO PROPAGANDY MATY TENY AMBONY KAMIAO

Nitera-doza ny fampielezan-kevitra nataona kandida iray tao an-tampon-tanànan’i Tolagnaro, afak’omaly. Lehilahy iray no maty tsy tra-drano teny ambonin’io fiarabe io ary telo hafa naratra, araka ny fampitam-baovao avy eo anivon’ny kaomandin’ny vondron-tobim-paritry ny Zandarimaria any Tolagnaro. “Teo am-panaovana fampielezan-kevitra io lehilahy io no nifanehitra tamina vy lehibe nitsivalana izay mametra ny haavon’ireo fiara mandalo. Tsy tàna ny ainy noho ny hamafin’ny dona izay nahazo azy”, araka ny loharanom-baovao avy eo anivon’ny Zandarimaria hatrany. Nilaza ho tsy nahafehy ny haavon’ny kamiao nentiny moa ilay mpamily rehefa nohadihadian’ny tomponandraikitra.

P.R

8 commentaires

  1. Raobelina Repondre

    mila fahamalinana rehef manao zavatr fa ts hoentina @fihetanam-po fotsiny!tokony samy ho tomponandraikitra ny tenany avy ny tsirairay

  2. csr2 cheats iphone Repondre

    you might have a great weblog here! would you prefer to make some invite posts on my blog?

  3. red crucible firestorm coin hack Repondre

    You made some respectable factors there. I regarded on the internet for the issue and located most people will associate with with your website.

  4. skywars hypixel Repondre

    I love reading through and I believe this website got some genuinely utilitarian stuff on it! .

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les elements en (*) sont requis