TwitterFacebook

Categorie: Fiainam-pirenena

ITAOSY : FATIM-BEHIVAVY NIBORIDANA HITA TAO ANATY KIRIHITRA

Vata-mangatsiakana tovovavy manodidina ny 25 taona no nisy nahita nivalampatra tao anaty lobolobo, teny Itaosy “Cité”, afak’omaly maraina. Tsy niakanjo intsony ny tapany ambany. “Tombanana ho naolana izy talohan’ny nanalana ny ainy. Tsy mbola fantatra kosa izay momba azy hatramin’izao”, hoy ny mpitandro filaminana teny an-toerana. Mateti-pitranga moa ny fahitana fatin’olona tahaka izao, eny amin’ny…

Lire la suite

Sambava : Miatrika fanadihadiana ilay zandary voatondro ho namotsotra voafonja

Sazy henjana no voalaza fa mety hihatra amin’ilay zandary voampanga fa niray tsikombakomba tamin’ny mpangalatra lavanila tafaporitsaka. Miatrika filan-kevitra ara-pitondran-tena ny tenany ankehitriny Nampitain’ny Zandarimariam-pirenena omaly fa anaovana fanadihadiana lalina hatramin’izao ilay olon’izy ireo notorian’ny mponina tao Sambava ho namotsotra gadra. Araka ny fanazavana voaray avy eo anivon ‘ny seraseran’izy ireo anefa dia, efa nahavita…

Lire la suite

FAMONOANA POLISY TENY ANKADINDRAMAMY : HITORY NY POLISY ENY AMIN’NY KOMITY MIARO NY ZON’OLOMBELONA NY HAVAN’IREO VOASAMBOTRA

Olona telo izao no nampahafantarin’ny Polisim-pirenena fa voasaringotra tamin’ilay raharaha fanafihana mpivarotra mpamongady teny Ankadindramamy, tamin’ny herinandro. Mifanohitra amin’izany kosa anefa ny nambaran’ny havan’ireo voasambotra Mafana ilay raharaha izay nahafatesana Polisy teny Ankadindramamy, dimy andro taty aorian’ny nitrangan’ilay fanafihana mpivarotra mpamongady teny an-toerana. Olona iray no nampahafantarin’ny teo anivon’ny Polisim-pirenena fa maty voatifitra ary mpianaka…

Lire la suite