TwitterFacebook

MAROVOAY : ZAZA TELO MIANADAHY KILAN’NY AFO TAO AN-TRANO

Loza ny niseho tao amina fokontany iray tao amin’ny distrikan’i Marovoay ny faran’ny volana mey teo. Ankizy mpiray tampo manodidina ny 5 ka hatramin’ny 10 taona no lasa lavenona teo am-pandriana noho ny firehetan’ny trano fonenan’izy ireo. Tsy natrehin’ireo ray aman-dreniny ny loza. “Mivarotra hani-masaka any an-tsena amin’ny andro alina no asanay ka efa fanao matetika ny mamela azy telo mianadahy ao an-trano. Trano efa noravaravain’ny lelafo anefa no novantaninay”, araka ny fitantaran’ny ray aman-dreniny. Enina mianadahy moa ny zanak’izy mivady, saingy ny telo nentin’izy ireo tany an-tsena. Ankoatra ny fahaverezan-janaka dia, nilaza ho tsy nanana afa-tsy tànam-polo izy ireo noho ny fahamaizan’ireo entana rehetra tao an-trano.

1 commentaire

  1. read the full info here Repondre

    I just want to tell you that I am just very new to weblog and seriously savored you’re page. Likely I’m going to bookmark your website . You certainly have outstanding article content. Thanks for sharing your blog.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les elements en (*) sont requis