TwitterFacebook

MAHAJANGA : MPIKAMBANA AO AMINA BIRAOM-PIFIDIANANA MATY TEO AM-PANAOVANA NY ASANY

Lehilahy mpikambana teo anivon’ny biraom-pifidianana tao Ambohimandamina, fokontany iray any Mahajanga no nindaosin’ny fahafatesana teo am-panatanterahana ny asany, omaly maraina. Nitambotsitra tampoka teo am-pipetrahana io lehilahy io raha ny filazan’ireo olona niara-niasa taminy. Niato fotoana vitsy moa ny firindran’ny fandatsaham-bato teo am-piandrasana ny fanoloana ity olona tra-doza ity.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les elements en (*) sont requis

*