TwitterFacebook

IVATO : TAMBAJOTRA MPANONDRANA OLONA ANY ARABIE SAOUDITE RAVA

Roambinifolo mianadahy no indray tra-tehaka. Andian’olona voasaringotra amina fandefasana olona sy fandehanana an-tsokosoko any Arabie Saoudite no voasambotry ny polisy teny Ivato, ny alatsinainy teo. Niray tsikombakomba izy ireo ka nijanona tamin’ny toerana iray.

“Vehivavy 7 no indray tratra tao amina tokantrano iray. Izy ireo taorian’izay no nanondro tsikelikely ireo namany ka nahafeno ny isa ho 12, izay marihina fa teny amin’ny manodidina an’Ivato ihany”, hoy ny avy eo anivon’ny Polisim-pirenena.

Ny iray tamin’ireo vehivavy ireo dia fantatra fa vadina lehilahy efa mifonja any Antanimora, izay voampanga noho ny fandefasana olona an-tsokosoko ihany. Misy ihany koa ireo efa renim-pianakaviana ary tovovavy vao nahazo karapanondro tamin’ity taona ity.

Rehefa niroso moa ny fanadihadiana dia fantatra taty aoriana fa 7 tamin’ireo 12 ireo no efa niomana ny hiondrana any Arabie Soaudite, no sady nanatevina ilay tambajotra. Efa niatrana niaraka tamin’ireo antotan-taratasy ilaina amin’izany izy ireo, raha tsy hilaza afa-tsy ny taratasy mirakitra ny toe-pahasalamana avy amin’ny mpitsabo. Ny 3 mianadahy kosa irakiraka amin’ilay firaisana tsikombakomba. Ny 2 ambiny no fantatra fa atidoha amin’ity fanondranana olona ity. Anio no tokony hiatrika ny fampanoavana izy ireo raha ny fampitam-baovao voaray.

Prisca Ranjalahy

8 commentaires

  1. unison league hack apk Repondre

    You actually make it seem so easy with your presentation but I find this topic to be actually something which I think I would never understand. It seems too complex and very broad for me. I’m looking forward for your next post, I will try to get the hang of it!

  2. mpl hack Repondre

    You could certainly see your expertise in the work you write. The world hopes for more passionate writers like you who are not afraid to say how they believe. Always follow your heart.

  3. falcon squad cheat Repondre

    You could certainly see your enthusiasm in the paintings you write. The sector hopes for even more passionate writers like you who aren’t afraid to mention how they believe. All the time follow your heart.

  4. innkeeper hearthstone mac Repondre

    Thanks , I have recently been searching for information about this subject for ages and yours is the greatest I’ve discovered till now. But, what about the conclusion? Are you sure about the source?

  5. malwarebytes 3.0 6 serial Repondre

    Excellent blog here! Also your web site loads up fast! What web host are you using? Can I get your affiliate link to your host? I wish my website loaded up as quickly as yours lol

  6. fortnite xbox one aimbot download Repondre

    Hi my loved one! I want to say that this article is amazing, great written and come with approximately all vital infos. I would like to peer extra posts like this .

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les elements en (*) sont requis