TwitterFacebook

HERISETRA TENY ANTANIMENA : NANAN-DANJA NY FANAPARITAHANA ILAY RAKITSARY TAMIN’NY «FACEBOOK»

“Tsy afaka nentina ho porofo teny anivon’ny Fitsarana ilay horonantsary fohy izay nandrakitra ilay tranga niseho teny Antanimena saingy singa iray tsy nahafahan’ireo olona notoriana niaro tena”. Izany no fanehoan-kevitry ny tomponandraikitry ny fitandroana ny filaminana izay isany nandray an-tànana ny fanadihadiana ilay trangana herisetra izay niseho teny Antanimena, ny sabotsy voalohan’ny volana desambra teo. Ny hany fiarovan-tenan’ireo roalahy zanaka jeneraly mantsy dia ny fanazavana fa efa nisy fifandirana niseho talohan’ireny tranga hita tao anaty rakitsary ireny. Nidoboka am-ponja vonjimaika ihany anefa izy roalahy. Izany no antony nilazan’ny Zandarimariam-pirenena fa tsy nandraisan’izy ireo tsindry ny momba ity raharaha ity.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les elements en (*) sont requis

*