TwitterFacebook

FANAFIHANA TANY AVARADRANO : NANAO TIFI-DANITRA IREO JIOLAHY ARY NORAOFINY NY VOLA IRAY TAPITRISA ARIARY

Fivarotana enta-madinika ao amin’ny fokontany Antanetibe kaominina ambanivohitra Ankadikely no niharan’ny fanafihana, ny harivan’ny talata teo. Vola matin’ny mpivarotra mitentina iray tapitrisa ariary no nofaohan’izy telolahy, araka ny tatitry ny niharam-boina. Voalaza anefa fa na dia niaro tena aza ny tompon-tsena dia tsy nahasahy nanohitra ireo olon-dratsy satria nanao tifi-danitra ireo jiolahy. Nilaza ny efa nametraka zandary manodidina ny kaominina moa ny eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena, saingy hatramin’ny omaly dia tsy mbola nisy tompon’antoka sarona.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les elements en (*) sont requis

*