TwitterFacebook

FAKANA AN-KERINY SY FAMAKIANA BANKY : NIDOBOKA AM-PONJA IREO NAMAN’I DJAFFAR SY “PASITERA”

Nalefan’ny Fitsarana nisazy vonjimaika eny amin’ny fonjan’Antanimora i Gérard sy Gilbert, taorian’ny fiatrehan’izy ireo ny fampanoavana, omaly. Voatondro ho mpiray tsikombakomba tamin’i Djaffar sy “Pasitera”, atidoha nikotrika fakana an-keriny teto Antananarivo, izy roalahy ireo. Ankoatra izany anefa dia voarohirohy tamina famakiana banky indroa, tany Toamasina sy tany Manakara, sy vono olona ihany koa izy ireo. Marihina fa i Djaffar sy Pasitera dia efa tra-tehaky ny mpitandro ny filaminana taona vitsy lasa izay.

6 commentaires

  1. Pingback: 3n9ct5mwn9cwntctvbyb3vebce

  2. Pingback: 298cn54mr25cnt5nctrw

  3. Pingback: Brazzers - She enjoys dick, and she doesn't mind if everyone knows

  4. Pingback: http://homeinsurancequotes.us.org

  5. Pingback: http://test.snegireva-artgallery.com/?option=com_k2&view=itemlist&task=user&id=1042

  6. Pingback: https://allthingscrypto.tech/how-the-blockchain-will-radically-transform-the-economy/

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les elements en (*) sont requis