TwitterFacebook

BETAFO : FANAHIANA HALA-JAZA NIAFARA TAMIN’NY SAVOROVORO SY FIFAMPITIFIRANA

Nafana ny toe-draharaha tao Ambohimasina sy Manohisoa, kaominina roa samy ao amin’ny distrikan’i Betafo, tato anatin’ny 48 ora. Ankizilahy iray mpaka vilona no voalaza fa tafatsoaka avy eny Manohisoa ka nihazakazaka nitantara tamin’ny fokonolon’Ambohimahamasina fa nogiazana tsy tamin-tsitrapo tao amina ivon-toerana, voalaza ho misy mpanao asa soa, izay iandraiketana teratany vahiny, afak’omaly.

«Ireo mponin’Ambohimasina nilaza fa avy nangalarina io zazalahy io saingy tafaporitsaka. Izy ireo ihany anefa no mbola nitantara fa araka ny tatitr’io ankizy io dia mbola misy zazavavikely 5 voatazona an-keriny ao amin’ilay ivon-toerana», araka ny fampitam-baovao voaray avy amin’ny Zandarimaria any Betafo.

Noentin-katezerana sy noentim-po tamin’ny fitantarana nataon’ilay ankizy vokatr’izany ny fokonolona ka niandry kendritohina ny fiara ao amin’ilay ivon-toerana, izay tsy maintsy mandalo eo Ambohimasina alohan’ny hidirana an’i Manohisoa, afak’omaly hariva. Fiara tsy mataho-dàlana iray no nampitain’ny mpitandro ny filaminana fa nosakanan’ireo mponina ary ireo teratany malagasy roalahy tao anatiny kosa no saika niharan’ny fitsarambahoaka. Tonga nandamina ny raharaha anefa ireo mpitandro ny filaminana ary nitondra azy roalahy, saingy namotsotra azy ireo indray rehefa nilaza ho tsy nanana porofo momba ny fanahian’ireo fokonolona. Nihizingizina ny tsy maintsy hisava ilay ivontoerana eny amin’ny kaominina Manohisoa vokatr’izany ireo fokonolon’Ambohimasina ary voatery nanaraka sy nanamarina ny vaovao niely ireo mpitandro ny filaminana.
«Vao nahita ireo andian’olona sy mpitandro ny filaminana nihaodihaody sy nikasa ny hizaha ilay ivontoerana anefa ireo mpiambina dia nitifitra avy hatrany. Teo no vao mainka nihombo ny savorovoro», araka ny fampitam-baovao avy amin’ny mpitandro ny filaminana any Betafo, omaly nanodidina ny tamin’ny 5ora sy sasany.

Nanjaka tanteraka moa ny savorovoro tao Betafo hatramin’ny omaly hariva, tsy mbola fantatra izay naratra noho ilay fitifirana ary nilaza fa mbola mivory mahakasika io savorovoro io ireo mpitandro ny filaminana.

73 commentaires

  1. Pingback: 3n9ct5mwn9cwntctvbyb3vebce

  2. Pingback: Manifestation Magic

  3. Pingback: 123Movies

  4. Pingback: TECNICO

  5. Pingback: animal control solutions

  6. Pingback: https://casinoclb.de/book-of-moorhuhn/

  7. Pingback: animal control solutions

  8. Pingback: 123Movies

  9. Pingback: Acompanhantes Caxias do Sul

  10. Pingback: Roxanne Hurlock

  11. Pingback: black jordans

  12. Pingback: Popstar

  13. Pingback: download terbiasa bahagia

  14. nebena.com Repondre

    you are really a good webmaster. The site loading speed is amazing. It seems that you are doing any unique trick. Furthermore, The contents are masterpiece. you’ve done a wonderful job on this topic!

  15. Pingback: web designer in queens ny

  16. Pingback: iPad Repair

  17. Pingback: porn hub

  18. Pingback: jual subscriber

  19. Pingback: Parallel Profits

  20. Pingback: over door laundry hanger

  21. Pingback: useful reference

  22. Pingback: https://www.freemp3d.com

  23. Pingback: Large Modern Abstract Art

  24. Pingback: Incest porn videos

  25. click here Repondre

    Affordable Water Restoration ​​11300 Lindbergh Blvd, Fort Myers, FL 33913​ ​(239) 645-7472

  26. Pingback: jual view

  27. Pingback: digitad

  28. Rodney Sinks Repondre

    This web site is really a walk-through for all of the info you wanted about this and didn’t know who to ask. Glimpse here, and you’ll definitely discover it. https://www.freemp3d.com

  29. Pingback: 8-05-2014

  30. Pingback: cheap yeti tumbler

  31. Pingback: abrir hotmail cuenta

  32. Pingback: cloud accounting singapore

  33. Pingback: 123Movies

  34. Pingback: Contemporary Wall Art

  35. Pingback: change gmail password

  36. Pingback: crisis prevention training

  37. Pingback: matilde menendez procesada

  38. Pingback: custom made soccer jerseys

  39. Pingback: loopbaanadvies breda

  40. Pingback: نقل اثاث العين

  41. Pingback: 안전공원

  42. Pingback: ایمپلنت

  43. Pingback: homecoming ball gowns partywear collection womens

  44. Gisela Novak Repondre

    Hello! I just would like to give a huge thumbs up for the great info you have here on this post. I will be coming back to your blog for more soon.

  45. Pingback: uwv

  46. Pingback: 토토사이트 검증

  47. Pingback: Immigration policy 2019

  48. Pingback: movers in Sharjah

  49. Pingback: Masszymes

  50. Pingback: 사설토토

  51. Pingback: http://hectorfocsk.blogs-service.com/11682212/a-secret-weapon-for-togel-sydney

  52. Pingback: Hand assembly

  53. Pingback: 스포츠토토사이트

  54. Pingback: https://youtu.be/ppLQT-Noe9I

  55. Pingback: http://www.brownbook.net/business/45102070

  56. Pingback: Make $2000 Monthly on Autopilot

  57. Pingback: 7 Day Super Slim

  58. Pingback: Autopilot Money Machine

  59. Pingback: agen resmi sbobet

  60. Pingback: yaya sweldo

  61. Pingback: gold

  62. Pingback: app review

  63. هدیه تولد Repondre

    Thank you, I’ve just been looking for info about this subject for ages and yours is the greatest I have discovered so far. However, what concerning the conclusion? Are you sure about the source?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les elements en (*) sont requis