TwitterFacebook

ANKERANA : Hitan’ny tompon-trano tamin’ny alalan’ny « caméra de surveillance » ilay jiolahy

Mivoatra ny teknolojia. Efa notilian’ny tompon-trano tamin’ny fitaovana fandraiketana sary avy ao an-trano mialoha mantsy ilay lehilahy izay nikasa hiditra antsokosoko tao aminy, vao maraimben’ny alahady teo. Nivezivezy nikaroka hevitra teo anoloan’ny varavarana ny amin’ny hamakiana izany ity farany, arak’ilay rakitsary. Avy hatrany anefa dia niantso polisy ny tompon’ny trano ka noraisim-potsiny ilay lehilahy. Nosavaina izy ary nahatrarana fitaovana famakiana varavarana toy ny “pince” sy “barre à mine”.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les elements en (*) sont requis

*