TwitterFacebook

ANDAPA : MPIKIRAKIRA INFORMATIKA VOATONDRO HO NAMONO OLONA

Nampahafantatra ny lehiben’ny kaomisarian’ny Polisy tany Andapa, omaly, fa karohina fatratra ny lehilahy 35 taona iray, izay voalaza fa mpikirakira informatika. Vono olona no heloka hanenjehana azy saingy tsy hita popoka tao Ankevaheva, distrikan’Andapa, izy rehefa nahavita namono olona. Tonga hatraty Antananarivo moa ny fampilazana noho ny fanahian’ireo mpitandro ny filaminana ny mety ho niereny aty an-drenivohitra.

1 commentaire

  1. Pingback: wuit54ynmet9c8netv85cv3ev5e5

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les elements en (*) sont requis