TwitterFacebook

AMBATO BOENY : ROALAHY TRATRA NITONDRA POLETA FENO BALA

Basy poleta vita gasy iray feno bala no tratran’ny zandary tany amina roalahy, 18 sy 36 taona, ny sabotsy teo tany amin’ny kaominina Ambondromamy any amin’ny distrikan’Ambato Boeny. Fisavana no natao tamin’ny iray tamin’izy ireo no nahatrarana izao fitondrana basy tsy ara-dalàna izao. Nanazava moa ny tomponandraikitry ny serasera eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena fa tafiditra ao anatin’ilay hetsika “Mandio” izao tanteraka izao.

1 commentaire

  1. Freeman Nissley Repondre

    I love what you guys tend to be up too. This type ofclever work and exposure! Keep up the good works guys I’ve included you guys to our blogroll.

    http://www.vividleds.us

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les elements en (*) sont requis