TwitterFacebook

Categorie: Faits divers

VONO OLONA TENY AMBOHITRARAHABA : ANKIZY 15 SY 13 TAONA NO NAHAVITA NANAPA-DOHA ILAY ZAZA LAHY KELY

Ankizy tsy ampy taona ireo nahavanon-doza ka namono nahafaty zazalahikely 12 taona teny Ambohitrarahaba afak’omaly. Miatrika famotorana izy ireo ankehitriny. Namparikoditra ny zava-nisy teny Ambodivary Ambohitrarahaba, afak’omaly hariva. Ankizy tsy ampy taona sy mbola voatavo tsy mifandraka no ahiana ho nanao habibiana tamin’ny ankizy mitovy taona amin’izy ireo. Izany no vaovao voaray avy eo anivon’ny…

Lire la suite

FANAKORONTANANA : OLONA DIMY VOASAMBOTRA TENY BEMASOANDRO ITAOSY

Raikitra ny tora-bato sy ny fikasana handoro ny fitaovan’ny Jirama, teny Bemasoandro Itaosy, tamin’ny sabotsy. Ny hatezerana noho ny amin’ny tsy fisian’ny herinaratra no voalaza ho anton’izany, ka olona dimy no nosamborin’ny mpitandro ny filaminana. Nitokona noho ny fanoherana ny fahatapahan-jiro misy eny amin’izy ireo ny mponin’i Bemasoandro Itaosy tamin’ny sabotsy teo tamin’ny 7ora hariva.…

Lire la suite

Vakinankaratra: Des salles de classe pour l’EPP Lovainjafy

Le ministre de l’éducation nationale, Paul Rabary a effectué une descente à l’EPP et CEG Lovainjafy dans la région Vakinankaratra, hier dans la matinée. Ces établissements enregistrent 600 élèves mais 20% de ces derniers habitent à quelques kilomètres de leur école. Selon Mickael Randrianarisoa, le directeur de l’établissement, ce problème de proximité a des conséquences…

Lire la suite