TwitterFacebook

Iza no nandrehitra ny afo ?

Mafampana ny toe-draharaha nohon’ny hetsika sendikaly izay mandrahona fitokonana etsy sy eroa. Ho sarotra ihany ny toe-draharaha hoan’ny Praiministra Ntsay Christian satria na dia eo aza ireo minisitra maroloko ao anatin’ny governemanta iraisana dia any aminy aloha no tena miantefa ny baolina. Ny mampametra-panontaniana dia hoe tsy mahita ny zava-misy ve sa mody tsy mahita ny fahasahiranana efa sedrain’ny firenena ireto sendikalista ireto ka volana vitsy mialohan’ny fifidianana no manao fangatahana mihoampampana izay efa fantatra mialoha fa tsy ho azo tanterahina mihitsy? Azo lazaina ho main’ny afo natsangany ihany aloha ankehitriny ny Mapar satria izy ireo no nandrehitra ny afo nanetsika ireto sendikalista ireto mba hamelombelomana ny hetsika etsy amin’ny 13 mey. Ary rehefa nahazo seza izy ireo dia tsy menatra akory nitsipaka ambavafo ireo izay natao tohatra fotsiny niakarana ao anaty fitondrana. Tsy nisy na iray aza amin’ireo sendikalista nitolona sy nitaninandro teny amin’ny 13 mey nomena sezana ministra na farafaharatsiny toerana ambony any amin’ireny ministera ireny fa dia izy samy izy ihany no nifampizara ny mofomamy. Ankoatran’ny hoe fangatahana tombotsoa amin’ny maha sendika noho izany dia fahasorenana ihany koa no tena manosika ireto sendikalista ireto hitroatra tahaka izao. Zary efa lalaovin’ny mpanao politika loatra izy ireo nohon’ny fahasahiranana ka efa leo ny voadaka ambavafo rehefa tonga amin’ny tanjona iriany ireo mpanao politika. Etsy ankilany, misy ny lesona goavana tokony ho raisin’ireo sendikalista amin’izao toe-draharaha izao. Tokony hanalavitra ny hetsika politika ny hetsika sendikaly. Sehatra roa tsy mitovy ireo ary tokony hitandrina satria mora loatra hoan’ny mpanao politika ny misoavaly ny mpiasa madinika ao anaty fahasahiranana. Mila mandini-tena ireo mpitarika sendikaly mba hamerenan’izy ireo indray ny hasin’izany antsoina hoe sendika izany. Ankehitriny, sarotra no hino fa tsy misy antony politika aorian’ny hetsika sendikaly izay mandrangaranga grevy raha vao mitaky ny zony.

Nirina Ramanantsoa

41 commentaires

  1. Pingback: c3j8vb5w4dxctv36cxct5x4wd

  2. Emelda Vanderzwaag Repondre

    Aⅾmiring the perѕistence yoᥙ put into your blogand in depth іnformation үou οffer. It’s good to cοme across a blog еvery oncein a wһile that isn’t the same out of date rehashed material.Fantastic read! I’ve saved your site аnd I’m including your RSS feeds to my Google aⅽcount.

  3. Pingback: music songs

  4. Pingback: free online casino games

  5. Pingback: Demeter Fertility

  6. Pingback: 123Movies

  7. Pingback: tobacco online australia

  8. Pingback: 123Movies

  9. Pingback: 123Movies

  10. Pingback: lucky patcher

  11. Altha Sarles Repondre

    I’m impressed, I must say. Really rarely do I encounter a blog that’s both educative and entertaining, and let me tell you, you have hit the nail on the head. Your idea is outstanding; the issue is something that not enough people are speaking intelligently about. I am very happy that I stumbled across this in my search for something relating to this. https://www.freemp3d.com

  12. Pingback: hepsibahis giris

  13. Pingback: sunshine quan 7

  14. Junior Praylow Repondre

    I’m impressed, I must say. Really rarely do I encounter a blog that’s both educative and entertaining, and let me tell you, you have hit the nail on the head. Your idea is outstanding; the issue is something that not enough people are speaking intelligently about. I am very happy that I stumbled across this in my search for something relating to this. http://zippysharedl.com

  15. Pingback: Parallel Profits

  16. Pingback: viagra

  17. Pingback: over the door hook

  18. Bradford Ciani Repondre

    Nice post. I learn something more challenging on different blogs everyday. It will always be stimulating to read content from other writers and practice a little something from their store. I’d prefer to use some with the content on my blog whether you don?t mind. Natually I’ll give you a link on your web blog. Thanks for sharing. https://xvideoxxx.site

  19. Pingback: Incest porn videos

  20. Pingback: malta property

  21. Pingback: rsc revolution

  22. Pingback: webdiensten

  23. Pingback: Layarkaca 21

  24. Ernie Sakurai Repondre

    Aw, this was a really nice post. In idea I would like to put in writing like this additionally ? taking time and actual effort to make a very good article? but what can I say? I procrastinate alot and by no means seem to get something done. https://www.mp3cool4.info

  25. Pingback: Import Requirements for pets in Sri Lanka

  26. Pingback: cloud accounting singapore

  27. Pingback: porn movie

  28. Pingback: gotporn.me

  29. Pingback: Extra Large Abstract Art

  30. Pingback: 메이저공원

  31. Pingback: 먹튀검증

  32. Pingback: judi bola indonesia

  33. Pingback: entrepeneurship

  34. Pingback: online casino gambling

  35. Pingback: 먹튀검증

  36. Quincy Kallenbach Repondre

    There are some interesting points in time in this article but I don’t know if I see all of them center to heart. There is some validity but I will take hold opinion until I look into it further. Good article , thanks and we want more! Added to FeedBurner as well https://wapfresh.com

  37. Pingback: gold

  38. Pingback: 먹튀검증

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les elements en (*) sont requis