TwitterFacebook

Firy marina isika izao ?

Firy tokoa moa izany izao ny isantsika Malagasy ? Fanontaniana tsotra nefa saro-baliana satria asa be vao tena ho fantatra marina ny valiny. Hatreto aloha dia samy manao tombatombana eo rehefa sendra mipetraka ny fanontaniana. 20 tapitrisa, 22 tapitrisa, 24 tapitrisa, eo ho eo, na indraindray aza 26 tapitrisa mihitsy no heverina fa isan’ny Malagasy ankehitriny. Ity fanaovana eo ho eo ity anefa dia isan’ny tena fositra iray tsy mampandroso ary indrindra, tsy ahafahantsika mihitsy manao tomban’ezaka ny làlana efa vita ary indrindra ny mbola ho diavina. Raha jerena amin’ny maso fotsiny, ohatra, dia hita fa nitotongana tanteraka ny fiaimpiainan’ny Malagasy taorian’ny krizy 2009, saingy tsisy mihitsy tarehimarika tena ahafahana marina mandrefy ny fanimbana vitan’ireo nitarika ny korontana tamin’ny 2009, eny fa na ny vidin’ireo entana sy trano may sy simba natritra iny zava-niseho iny aza dia tsy misy loatra ny tarehimarika mazava. Asa na fanahy iniana mihitsy aza moa ny tsy nandrefesana izany, mba tsy ahafantarana ny tambin’ny fanamboarana tokony ho naloan’ireo tomponandraikitra tamin’izany. Toy izany koa, avy any anaty hantsana lalina ny toe-karena tamin’ny 2014 no narenin’ny fitondrana Rajaonarimampianina. Mazava ho azy fa tsy mety ho vita ao anatin’ny efa-taona ny manarina ny fahasimbana rehetra, saingy ny fametrahana fototra vaovao aloha no natao sy namaha ireo olana tena maika sy vitan’ny fahafanana nisy teo am-pelatànana. Na izany na tsy izany dia, efa maro ireo taratra tsotsotra na dia tsy misy mari-drefy mazava aza ahafahana mandrefy fa mihatsara ny toe-draharaha na dia ny tahan’ny fitombon’ny harin-karena faobe fotsiny aza. Ny tsy fisian’io maridrefy io mihitsy anefa no araraotin’ireo mpanakorontana sy mpanao politika mitady seza hanakorontanana ny firenena. Lazaina fa tena sahirana ny vahoaka izay zava-marina tsy iadin-kevitra, saingy raha miohatra ny tamin’ny taona 2014 ve dia nitombo izany fahasahiranana izany ? Io no fanontaniana lehibe mila valiana amin’izao fotoana izao, sy ahazoana manome rariny na tsia ireo milaza hitondra fanovana.

NIRINA RAMANANTSOA

20 commentaires

  1. john newmann Repondre

    wjHeuv This is very interesting, You are a very skilled blogger. I have joined your feed and look forward to seeking more of your magnificent post. Also, I ave shared your website in my social networks!

  2. seo vancouver Repondre

    Your style is so unique in comparison to other people I ave read stuff from. I appreciate you for posting when you have the opportunity, Guess I all just bookmark this page.

  3. sex toys for men Repondre

    Major thanks for the blog post.Really looking forward to read more. Fantastic.

  4. nyc sex toys Repondre

    Im thankful for the blog post.Much thanks again. Much obliged.

  5. Actors Repondre

    Write more, thats all I have to say. Literally, it seems as

  6. seo vancouver Repondre

    That is a great tip especially to those new to the blogosphere. Brief but very precise information Many thanks for sharing this one. A must read article!

  7. surrey seo Repondre

    Supporting the thread.. thanks sure, study is paying off. of course, research is paying off. Love the entry you offered..

  8. SEO Repondre

    This info is worth everyone as attention. Where can I find out more?

  9. บริษัทชิปปิ้ง Repondre

    I will right away grab your rss feed as I can at find your email subscription hyperlink or newsletter service. Do you have any? Please allow me know so that I could subscribe. Thanks.

  10. วิธีลดสิว Repondre

    you customize it your self? Either way stay up the nice quality writing, it as uncommon to see a great blog like this

  11. seo vancouver Repondre

    Im grateful for the article post.Really thank you! Keep writing.

  12. beauty Repondre

    Perfectly indited subject matter, thanks for information.

  13. this link Repondre

    I simply want to mention I’m beginner to weblog and seriously savored your web page. More than likely I’m likely to bookmark your site . You definitely come with tremendous articles and reviews. Bless you for sharing your website page.

  14. sex toys brooklyn Repondre

    It as not that I want to duplicate your web-site, but I really like the style. Could you let me know which design are you using? Or was it especially designed?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les elements en (*) sont requis