TwitterFacebook

2e tour mifankahita

36 no isan’ireo kandidà ho filoham-pirenena. Misy folo eo ho eo no tena hita mihetsiketsika ankehitriny ary na dia betsaka aza no mihevitra fa ny telo amin’izy ireo ihany no mety hiady ny hiakatra amin’ny fihodinana faharoa dia mbola ahiana ihany ny hisian’ny fahagagana. Ny tena tiana ho tenenina eto dia ny hoe, ho sarotra ny ahazoana fandresena 1er tour. Na dia tamin’ny taona 2002 izay heverina fa taona nampatanjaka an-dRavalomanana tanteraka aza dia tsy tanteraka izany. Tsy maintsy hisy noho izany ny fihodinana faharoa ary raha ny tombatomatomban’ireo fakan-kevitra izay mivoaka etsy sy eroa dia i Andry Rajoelina no manana herijika indrindra hiakarana amin’izany saingy mbola iadivana ny laharana faharoa izay ho mpifanandrina aminy. Ny fiakarana fihodinana faharoa anefa tsy midika fa handresy. Porofo ny kandidà Jean Louis Robinson izay nitarika tamin’ny fifidianana fihodinana voalohany tamin’ny 2013 saingy resy rehefa nandeha ny fihodinana faharoa. Tsotra ny fanazavana izany dia satria tsy nisy mpifidy vaovao intsony nanohana azy fa ireo nifidy azy tamin’ny fihodinana voalohany ihany no nifidy azy tamin’ny fihodinana faharoa. An’iza ny fahadisoana ? Maro ireo milaza fa tsy nahay nisokatra loatra i Jean Louis Robinson ka zary naleon’ny mpifidy nakany amin-dRajaonarimampianina. Ankehitriny, io tranga io ihany koa no ahiana hitranga amin’izao 2018 izao. Hanana tombony i Andry Rajoelina amin’ny fihodinana voalohany saingy hifandanja ny hery amin’ny fihodinana faharoa. Hivondrona aorian’izay ho tafiakatra eo ireo kandidà hafa izay ny ankamaroany dia efa nahita ny mangidy avokoa tamin’ny 2009 ka manahy mafy ny hiverenan-dRajoelina eo amin’ny fitondrana indray ary hitondra ny firenena any amin’ny hantsana. N’iza n’iza afa-tsy Rajoelina hoy ny fomba fitenenana . Ny zava-bitany fahiny mihitsy no mampalemy ity kandidàn’ny Mapar ity satria tsy ampy ny traikefany hitondrana firenena izany. Manginy fotsiny moa ny fanapotehana sy fanondranana antsokosoko ny harem-pirenena izay nanjaka tamin’ny fitondrana Tetezamita. Any amin’ny 2e tour izany mifankahita.

15 commentaires

  1. Marylin Cephus Repondre

    It is actually a nice and useful piece of information. I’m glad that you shared this helpful info with us. Please stay us up to date like this. Thank you for sharing.

  2. Elizabeth Dagenhart Repondre

    Wow, awesome weblog layout! How lengthy have you ever been running a blog for? you made running a blog look easy. The total glance of your web site is excellent, let alone the content material!

  3. Shannon Rath Repondre

    contact lens are not only for fashion but it can also protect your eyes from dust and UV radiation;;

  4. Marti Esmont Repondre

    site promotion will always be a tedious job but you can outsource site promotion on some indian or pakistani guy*

  5. Keenan Roggenbaum Repondre

    Hey! QuiteRather insightful post you have there. This actually assisted us a tremendous amount!

  6. Sadie Repondre

    9. UCLA Faculty of Theater, Film, and Tv.

  7. hack Repondre

    Greetings I am so glad I found your blog page, I really found you by error,
    while I was searching on Yahoo for something else,
    Anyways I am here now and would just like to
    say thank you for a fantastic post and a all round enjoyable blog (I also love the theme/design), I don’t have time
    to browse it all at the moment but I have book-marked it and
    also added in your RSS feeds, so when I have time I will be back to read much more, Please do keep up the great work.

  8. Patty Repondre

    Some schools make this a two-stage course of.

  9. 醫學美容 訂針雙眼皮 cosmetic.wiki Repondre

    女神「劣化」太快了 網友痛批:「還我青春!」 – STYLE-TIPS.COM 雖說日語漢字源自中國,但日本創造的字詞也很值得我們參考。例如內地習慣以「優化」表…

  10. 醫學美容 改善髮質 cosmetic.wiki Repondre

    Cellina 雪芙蘭 【護唇膏系列】膠原蛋白豐潤護唇膏 PLUMP LIP STICK的商品介紹 Cellina 雪芙蘭,護唇膏系列,膠原蛋白豐潤護唇膏 PLUMP LIP STICK

  11. 英格蜜兒 Repondre

    濃郁的眼霜能淡化黑眼圈、陰影、浮腫與細紋外觀。

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les elements en (*) sont requis