TwitterFacebook

Categorie: EDITORAL

Matahotra fifidianana ?

Azo lazaina fa efa nahazo fandresena lehibe ireo mpanao fihetsiketsehana eo amin’ny kianjan’ny 13 mey. Ankoatran’ny fialan’ny filoham-pirenena dia saika azon’izy ireo avokoa izay nangatahiny rehetra. Raha tsorina dia nanampy betsaka azy ireo ny fahendren’ny filoham-pirenena satria namela azy ireo naneho hevitra malalaka , eny nanakorontana sy nanao izay hampikatso ny fiainam-pirenena mihitsy aza, nandritra…

Lire la suite

Syndicat des oubliés

L’heure est déjà au partage du gâteau pour les leaders de la manifestation du 13 mai. Certes les représentants des 73 députés répondent toujours présent face aux manifestants pour sauver la face mais en coulisse, les réunions en vue de la future nomination du gouvernement Ntsay se multiplient déjà. Personne parmi les orateurs de la…

Lire la suite

Nipoitra ny nafenina

Tena vokatry ny fo tokoa na ny kabary nataon’i Tinoka Roberto na ny an’i Guy Rivo Andrianarisoa teny amin’ny kianjan’ny 13 may omaly. Tsy nahatanty ny orakorak’ireo mpomba an’i Marc Ravalomanana ity solombavam-bahoaka avy ahy Sakaraha ity ka niha-niakatra hatrany ny feo nandritra ny fandraisam-pitenenana izay natao hanazavana ny antony nandrosoan’ny Mapar ny mpiraiminisitry ny…

Lire la suite