TwitterFacebook

Categorie: BESO FISAKA

Mba ho filohan’ny Malagasy tokoa

Pejy vaovao indray no hisokatra miaraka amin’izay ho filoham-pirenena lany eo. Ao anatin’ireo kandidà 36 isa dia efa mazava fa ny iray ihany no hivoaka ho mpandresy. Ilaina noho izany ny fahatsapan-tenan’izay ho filoham-pirenena eo satria matoa nilatsaka ho fidiana dia efa mazava fa olona iray fara-tampony ka tokony hahay ary efa niomana hanaja ny…

Lire la suite

Aoka hahay handini-tena ny madinika

36 no isan’ireo kandidà, azo isaina amin’ny rantsan-tànana ireo azo lazaina fa mety hahazo vato mihoatra ny 5%, ary latsaky ny dimy ireo tena miady ny lohany. Iray ihany anefa ny seza hiadivana, izany hoe hisy kandidà 35 ho resy. Misy ireo efa mahalala fa isan’olona sy manabe isa fotsiny amin’ity fifidianana ity, ao indray…

Lire la suite

2e tour mifankahita

36 no isan’ireo kandidà ho filoham-pirenena. Misy folo eo ho eo no tena hita mihetsiketsika ankehitriny ary na dia betsaka aza no mihevitra fa ny telo amin’izy ireo ihany no mety hiady ny hiakatra amin’ny fihodinana faharoa dia mbola ahiana ihany ny hisian’ny fahagagana. Ny tena tiana ho tenenina eto dia ny hoe, ho sarotra…

Lire la suite