TwitterFacebook

TENNIS – AFRIQUE AUSTRALE : Douze jeunes raquettes malgaches en quête d’un titre africain

La saison débute sur une sortie internationale pour le tennis malgache. Douze jeunes raquettes sont en voyage à Windhoek, Namibie pour défendre la couleur malgache aux Championnats d’Afrique australe, individuel et par équipe. Une compétition qui s’ouvrira d’ici deux jours, pour une durée de 9 jours. Chez les garçons de -16 ans, Madagascar sera représenté…

Lire la suite

FANOLANANA NIARO VONO TENY ALAROBIA AMBONILOHA : SAKAIZAN’ILAY TOVOVAVY TEO ALOHA SY TOVOLAHY TSY AMPY TAONA IRAY NO NAHAVANON-DOZA

Roalahy 19 sy 17 taona no voatondro ho tompon’antoka tamin’ny fanolanana sy famonoana ho faty tovovavy 19 taona izay monina eny Alarobia Amboniloha, ny 31 desambra teo. Sakaizan’ity farany teo aloha ny iray amin’izy roalahy ireo Olon-tiany teo aloha sy tovolahy tsy mbola manana karapanondro ireo voarohirohy ho nanolana sy nanala ny ain’ilay tovovavy 19…

Lire la suite

TETEZAN’ANDRIAMAMOVOKA-AMBOSITRA : NIVADIKA NY FIARA NITONDRA NY SOLOMBAVAMBAHOAKA RAZAKAMADY

Nanaka-danitra ireo kodiarana ary voatsindry tao ambany kosa ny tafo. Izany no nanjo ny fiara tsy mataho-dàlana izay nentin’ny depiote Razakamady nandalo teo atsimon’ny tetezan’Andriamamovoka, distrikan’Ambositra, hihazo an’Antananarivo, omaly vao maraimbe. Mpivady no sendran-doza niaraka taminy tao anatin’io fiarakodia io ka nilaza ho naheno fipoahana mafy avokoa izy ireo. “Ny iray tamin’ireo kodiarana no henonay…

Lire la suite