TwitterFacebook

Archives journalières:

FIFIDIANANA TANY AMIN’NY FARITRA : LANY ANDRO NANENJIKA DAHALO IREO MPIFIDY TANY MORONDAVA SY MAINTIRANO

Distrika efatra no nisehoana trangana tsy fandriampahalemana sy fahamaizana trano, ka nampisavororo ny fanatanterahana ny fifidianana. Niato nandritra ny fotoana fohy vokatr’izany ny fandrotsaham-bato ary nisy ihany koa ireo tsy afaka naneho ny safidiny. Ao anatin’ny andavanandrom-piainan’ireo mponina any amin’ireo distrika sasany ny tsy fandriampahalemana na mandritra ny fifidianana aza. Distrika telo no isany nitondra…

Lire la suite

FIFIDIANANA : SAIKA NIHARAN’NY FITSARAMBAHOAKA IREO MPANAO FAKAN-KEVITRA TANY TOAMASINA

Tampoka nefa tsy mahazatra. Henika ireo tanora manao andiany maka ny hevitr’ireo olom-pirenena avy nandatsa-bato ireo biraom-pifidianana teto an-drenivohitra sy tamin’ireo distrika any amin’ny faritra, omaly. Tsy nahafaly ireo mpifidy anefa ny fahitana azy ireo ka niteraka savorovoro izany, toy ny tany Ankirihiry, an-tampon-tanànan’i Toamasina. “Vehivavy efatra izao no saika niharan’ny fitsaram-bahoaka tao amin’ny EPP…

Lire la suite