TwitterFacebook

Octobre 2018Archives mensuelles:

TSY FANDRIAMPAHALEMANA : TSY AMPY TAONA NY ANKAMAROAN’IREO MPANENDAKA ETO IARIVO

Andian-jatovo voatondro ho mpanendaka no nifanenjehan’ny mpitandro ny filaminana teny 67 Ha, afak’omaly alina. Tany anaty toeram-pandihizana izy ireo no nisitrika saingy tsy afa-bela. Fitolahy indray no tra-tehaka teny 67 Ha, afak’omaly alina. Nifanenjehana nanerana ireo elakelatrano teny an-toerana izy ireo vao tratra. “Tany anaty trano fandihizana no niditra izy ireo. Notomorin’ireo polisy hatramin’ny farany…

Lire la suite