TwitterFacebook

Archives journalières:

FAKANA AN-KERINY TENY IVANDRY : MPIASAN’I SABIR MOLOU ENINA NOHADIHADIAN’NY POLISY

Fihainoana ireo olona akaiky an’ilay teratany karana, Sabir Molou, no nataon’ny polisy hateloana taorian’ny nanjavonany. Olona enina miasa ao amin’io Karana io avokoa ireo nohadihadiana ireo. Tsy mbola misy mangirana izay toerana nitazonan’ireo mpaka an-keriny an’i Sabir Molou, tale jeneralin’ny toeram-pivarotam-panafody eny Ivandry, hatramin’ny omaly. Misoko miadana noho izany ny fanadihadiana izay ataon’ireo mpitandro ny…

Lire la suite