TwitterFacebook

Archives journalières:

Làlana Digue : MPITARIKA SARETY NODOMIN’NY FIARA ROA

Mpitarika sarety nitaona biriky no tra-doza teny amin’ny làlana digue, omaly maraina. Fiara tsy mataho-dàlana ny iray ary fiara fitateram-bahoaka mampitohy an’Ambohitrimanjaka amin’ny renivohitra kosa ny iray. Nitsirara tamin’ny tany ilay lehilahy nitarika ilay sarety ary tsy nahatsiaro tena. Mafy ny dona nahazo azy ary nanaporofo izany ny fahasimbana teo amin’ny fiara roa tonta. Avy…

Lire la suite

BEHORIRIKA : TAO ANATY RAKITSARY NO NAHITANA NY TAVAN’IREO MPANGALATRA

Mahazo vahana ny fampiasana ny teknolojia vaovao. Manaporofo izany ny tranga teny Behoririka tamina magazay mpivarotra fitaovana informatika iray, omaly maraina. Roalahy, hita tao anatin’ilay rakitsary, no nifaoka entana ary nampiditra izany tao anaty kitapo. Talohan’ny nametrahan’ny tomponandraikitry ny magazay ny fitoriana teny amin’ny Polisy anefa dia ny fanaparitahana io rakitsary io nanerana ny tambajotra…

Lire la suite

FORUM ÉCONOMIQUE : Les géants des entreprises coréennes à Madagascar

Les entreprises coréennes sont en pleine prospection dans la Grande île. Le forum économique Corée-Madagascar promet d’être riche en opportunités d’affaires. Hyundai Corporation est certes la plus connue, mais d’autres grandes entreprises telles que Hyosung, Youngsan ou encore la société Kepco KPS qui s’occupe des installations électriques et industrielles dans la République de Corée, ont…

Lire la suite