TwitterFacebook

Archives journalières:

VONO OLONA TAO IMERINTSIATOSIKA : ROALAHY MPIARA-MANAO “BUSINESS” TAMIN’ILAY RAIM-PIANAKAVIANA NO FOSITRA

Olona roa tamin’ireo fito voatazona sy nanaovana famotorana lalina no nalefan’ny fitsarana nisazy vonjimaika eny Tsiafahy ny sabotsy teo, momba ilay habibiana tao Imerintsiatosika. Mpifanerasera sy nifankazatra tamin’ireo mpivady maty ireto nigadra ireto. Herinandro katroka taorian’ny nisehoan’ilay fandringanana ankohonana tao Imerintsiatosika vao nisy mangirana ny raharaha. Roalahy, mpiaraka mitady vola amin’ilay raim-pianakaviana, amin’ny fanaovana “business”…

Lire la suite

Fiaraha-miasa Sina-Afrika : Any Beijing ny Filoha Rajaonarimampianina

Nigadona tany Beijing omaly ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina hamonjy ny fivoriana an-tampony eo amin’ny fiaraha-miasan’i Sina sy Afrika. Ity no fihaonana an-tampony faha-3 ho an’ireo filoham-pirenena. Ho an’ny Filoham-pirenena malagasy, feno ny fandaharam-potoana. Nentiny nanamarihana izany ny fandraisany ireo mpandraharaha eo amin’ny resaka rano ao amin’ny CJIC izay efa miasa any amin’ny faritr’i Toliara sy…

Lire la suite