TwitterFacebook

Archives journalières:

AMBANIDIA : INENINA NITRANGANA LOZAM-PIFAMOIVOIZANA NY LÀLANA MANOLOANA NY FTM TATO ANATIN’NY IRAY VOLANA

Fiarakodia fanin’eniny izao, hatry ny omaly, no nidofotra tamina andrin-jiro iray teny Ambanidia, tato anatin’ny iray volana. Ankoatra ny fahasimban’ireo fiara dia ankizilahy telo sy fiarakodia niantsona amoron-dàlana telo no efa lasibatra. Nahatratra enina isa, omaly vao maraimbe, ny isan’ireo lozam-pifamoivoizana nitranga teo ampitan’ny Foibe taontsaritanin’i Madagasikara (FTM) eny Ambanidia, tato anatin’ny iray volana. Fiara…

Lire la suite