TwitterFacebook

Archives journalières:

ATHLÉTISME : Olga Razanamalala s’est fait voler sa place de finaliste

Qualifiée pour la finale du 400 m haies dames, Hanitra Soa Olga Razanamalala n’a finalement pas pu monter sur la piste d’Asaba, dimanche au Nigeria où se sont disputés les championnats d’Afrique d’athlétisme. Elle a été remplacée par une athlète locale qu’est la Nigériane Abasiono Akpan qui a été chronométrée à 1’’02’’30 dans sa série.…

Lire la suite

ANTSOHIHY : LEHILAHY VOATONDRO HO NANGALATRA GANA IRAY MATIN’NY FITSARAM-BAHOAKA

Gana iray very no namonoana olona tao Ambendrana Antsohihy ny alahady teo. Nampijaliana sy nolanjain’ireo fokonolona tahaka ireny biby nohazaina ireny mantsy izy vao naterina tany Tsaramandroso ny vata-mangatsiakany Nitrangana vono olona tamin’ny fomba feno habibiana tao amin’ny fokontanin’Ambendrana, Antsohihy, ny harivan’ny alahady teo. Lehilahy manodidina ny 40 taona no maty vonon’ny mponina tao an-toerana…

Lire la suite