TwitterFacebook

Archives journalières:

FAKÀNA AN-KERINY : SEFOM-POKONTANY IRAY INDRAY NO NOSAMBORINA TANY TSARATANÀNA

Olomboafidy ny iray tamin’ireo olona miisa fito nanaovana famotorana lalina any Tsaratanàna momba ny fakàna an-keriny ireo mpiasan’ny Kraoma. Haharitra am-polony andro ny fanadihadiana azy ireo mialohan’ny hiatrehany ny fampanoavana. Niampy iray indray ny olomboafidy voasaringotra amina raharaha fakàna an-keriny. Filoham-pokontany ao Bemavo, kaominina Andriamena, any amin’ny distrikan’i Tsaratanàna, no isan’ireo voasambotra tany Tsaratanàna, taorian’ilay…

Lire la suite

ANJANAHARY : TOVOLAHY NOSAMBORINA NO NISINTONA NY BASY TENY AM-BALAHAN’NY POLISY

Tovolahy iray tamin’ireo roalahy voatondro ho mpanendaka, izay nosamborin’ny polisy teny Anjanahary no feno fahasahiana nanohitra, ny faran’ny herinandro teo. Nahavita nisintona ilay basy teny am-balahan’ny polisin’ny boriborintany fahatelo mantsy ny iray rehefa tra-tehaka. Nahazo fitarainana avy amina fokontany miisa roa teny an-toerana mantsy ny polisy ka nidina ifotony nanao ny fisamborana azy ireo, saingy…

Lire la suite

ANTSAHABE ANTSOHIHY : NOTSATOHAM-BADINY ANTSY ILAY VEHIVAVY TRATRANY NAMPIRAFY

Nanao tatitra ny zandarimarian’Antsohihy fa lehilahy iray no namono nahafaty ny vadiny tamin’ny tsatok’antsy, tao amin’ny fokontany sy kaominina Antsahabe, ny marainan’ny 30 jolay teo. Araka ny fanazavana voarain’ny mpitandro ny filaminana tany an-toerana dia, tratran’ilay lehilahy nampirafy teo am-pandriana, tao an-tokantranon’izy ireo ilay vadiny. Fantatra moa fa mbola nahavita nitantara ny zava-misy ilay vehivavy…

Lire la suite