TwitterFacebook

Archives journalières:

AMBATOMAINTY : RENIM-PIANAKAVIANA VOAHITSAKY NY ZOTRA “H”

Vehivavy lehibe manodidina ny 40 taona no maty tsy tra-drano teny Ambatomainty ny sabotsy tamin’ny 9 ora sy sasany maraina. Niampita ilay renim-pianakaviana niaraka tamin’ireo entana izay avy niantsenany ka avy hatrany dia nofaohan’ilay fiara fitateram-bahoaka “H” mihazo an’i Talata-Volonondry. Ireo nanatri-maso ny loza moa nilaza fa tafitohana ity vehivavy ity no avy hatrany dia…

Lire la suite

LÀLAM-BAOVAO ANDOHATAPENAKA : FIARA AM-POLONY NO VOATORAKA TATO ANATIN’NY HERINANDRO

Manjaka ny tsy fandriampahalemana eny amin’ny làlam-baovao eny Andohatapenaka hivoaka any amin’ny “Digue” tato anatin’ny herinandro. Efa mananika ny folo izao ireo fiarakodia lasibatry ny tora-bato, araka ny fampitam-baovao avy eo anivon’ny polisin’ny kaomisaria boriborintany fahafito. “Eo amin’ilay dongona izay mametra ny hafainganam-pandeha izy ireo no manararaotra. Ataony izay hivoahan’ny mpamily ao anaty fiara na…

Lire la suite

Pauvreté : La malnutrition chronique à diminuer de 30%

Le taux de malnutrition chronique reste encore élevé dans la Grande île. Les interventions visant à assurer une bonne nutrition pendant les mille premiers jours de la vie seront ainsi renforcées dans chaque région Madagascar vise à réduire de 30% le taux de malnutrition chronique d’ici une dizaine d’année, si celui-ci est actuellement de 47%.…

Lire la suite