TwitterFacebook

Archives journalières:

BASKET-BALL – SCHOOL TOURNAMENT 3×3 : 82 équipes en compétition

Populaire, la première édition de la rencontre 3 x 3 réservée aux établissements scolaires dénommée «School Tournament 3 x 3» verra la participation de 82 équipes issues de 25 établissements scolaires. Les terrains de Saint-Michel Amparibe, Saint-Antoine Ankadifotsy et Esca Antanimena accueilleront cette compétition les 26 mai, 2 juin et 16 juin. Dix-huit équipes en…

Lire la suite

ASA FANAKORONTANANA : Nisy nanipy «cocktail Molotov» teo amin’ny kianjan’ny 13 Mey

Lehilahy roa nitaingina «moto» no nanipy baomba teo amin’ny lampihazon’ny kianjan’ny 13 Mey omaly vao maraimbe. Tsy fantatra ireo nahavanona izany, saingy nogiazan’ny zandary kosa ireo vakina tavoahangy nisy fasika sy lasantsy izay narefotr’izy ireo. Nananao fanambarana ny Fari-piadidiam-paritan’ny Zandarimaria (Cirgn), omaly tamin’ny 11 ora sy sasany teny Ankadilàlana. Ny jeneraly Rakotondrazaka Andry no nitarika…

Lire la suite

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA : OLONA 5 MATY, 71 NARATRA TAO MAEVATANANA

Ny alin’ny talata nanodidina ny tamin’ny 11 alina no nisiana taksiborosy lehibe nivadibadika talohan’ny hidirany ny tetezan’i Kamolandy, distrikan’i Maevatanana. Olona 77 no nentiny ka maty tsy tra-drano tamin’izany ireo mpandeha dimy. “Vehivavy ny iray tamin’ireo maty. Nidaraboka tamin’ny arabe ny ilany havanan’ilay fiara saingy tsy nijanona teo fa mbola tafavoaka ny làlana no sady…

Lire la suite