TwitterFacebook

Archives journalières:

ANKAZOMANGA : VOLA IRAY SAKAOSY VOAENDAKA TENY AMBONY «MOTO»

Nisehoana herisetra sy fanendahana vola tamin’ny sakaosy teny Ankazomanga, omaly antoandro. Manodidina ny 20 tapitrisa ariary no nofaohan’ireo olon-dratsy avy teny ambony “moto” saingy latsaka teny an-toerana kosa ny basin’izy ireo Fifandonana moto roa tao anatin’ny segondra vitsy no hita avy teny ivelany saingy fanendahana vola iray sakaosy no tena nitranga. Lehilahy mpiasa amina orinasa…

Lire la suite

Fiainam-pirenena : NODIMANDRY NY MINISITRY NY POLISY TEO ALOHA, ANANDRA NORBERT

Misaona ny Polisim-pirenena. Nindaosin’ny fahafatesana, ny alakamisy alina, teny amin’ny hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona (HJRA) ny minisitry ny Filaminam-bahoaka teo aloha, Anandra Norbert. Voalazan’ireo mpiara-miasa taminy fa efa nanana aretina nitaiza izy saingy tamin’ny herinandro no nihombo izany tsy fahasalamany izany. “Voatery nanaraka fitsaboana haingana teny amin’ny hopitaly Befelatanana izy herinandro lasa izay. Niharatsy anefa…

Lire la suite