TwitterFacebook

Archives journalières:

Evénement : Libertalia Festival est un tremplin pour les artistes

L’édition Libertalia Festival 2018 s’annonce être un événement incontournable pour les musiciens malagasy. En trois jours de festivités, l’événement se déroulera cette année sur l’île paradisiaque de Nosy-Be, du 25 au 27 mai. Depuis 6 ans, Libertalia Music œuvre dans la promotion des artistes malagasy. Le Festival est un moyen pour le label d’ouvrir la…

Lire la suite

AMBODIVONA : MPIASANA HAINOAMANJERY VOATSINDRON’ANTSY TEO AMIN’NY TENDANY

Mpikirakira ny lafiny teknika amina televiziona tsy miankina eny Ambodivona no niharan’ny vono niaraka tamin’ny fanendahana omaly maraina. Notsatohan’ny olon-dratsy tamin’ny antsy ny tendany ary nanjavona ihany koa ny entana teny aminy Teo alohan’ny vavahady hidirana ao amin’ny “Tanà Water Front” avy any Ambodivona no nisehoana herisetra nahatsiravina, omaly maraina nanodidina ny tamin’ny 5ora sy…

Lire la suite