TwitterFacebook

Archives journalières:

FETIN’NY PASKA : FISOTROANA TOAKA NO NIDIRAN’NY 75% n’IREO OLONA HOPITALY

Hamamoana izay nitarika ady, fahatapahan’ny lalandrà na ihany koa aretina hafa no ampahany betsaka notsaboin’ireo dokotera teny amin’ny Hopitaly Ravoahangy Andrianavalona nandritry ny fetin’ny paska. Nahatratra 14 ireo novonjena tao amin’ny sampana fameloman’aina ary 89 kosa ireo tao amin’ny vonjy taitra. Ny 75%n’ny anton’ny nidiran’ireo olona teny amin’ny Hopitaly Ravoahangy Andrianavalona (Hjra) ny andron’ny paska…

Lire la suite