TwitterFacebook

Archives journalières:

TSIROANOMANDIDY : SPRINTER NIVADIBADIKA NAMONO OLONA EFATRA

Nitrosona ary nitsimbadika niankavia ilay taksiborosy Sprinter ka namono mpandeha 4 ary nandratra 9 hafa. Tsy fihetezana teo amin’ny familiana sy ny hisatra no voalaza fa anton’ny loza. Olana ara-teknika. Izany no voalaza fa anton’ilay lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona efatra omaly tamin’ny 1 ora sy sasany maraina, teny Tsiroanomandidy. Nilaza ho tsy nahafehy ny familiana ilay…

Lire la suite

RAHARAHA SOAVIMASOANDRO : NALEFA ENY AM-PONJA ILAY “ADALA” NAMONO OLONA

Nidoboka eny Antanimora ilay lehilahy voalaza ho tsy salama saina nefa nahafaty tovolahy teny Soaviamsoandro tamin’ny 8 martsa teo, araka ny fampitam-baovao avy eo anivon’ny mpitandro ny filmainana. Eny Antanimora izy izany no miandry ny andro hiatrehany ny fitsarana sy ny valin’ny fitsirihana natao taminy teny Anjamasina. “Tsy azo natao ny nitazona io olona io…

Lire la suite

FANALANA MPIVAROTRA : NOLEMANA RANO NY ARABE TENY ANDRAVOAHANGY

Nohetsehin’ny kaominina Antananarivo renivohitra mihitsy ny sampana mpamonjy voina manoloana ny fahazoan’ireo mpivarotra amoron-dàlana vahana eto an-drenivohitra. Nidina teny amin’ny tsenan’Andravoahangy araka izany ireo mpamonjy voina avy eny Tsaralalàna ary nanondraka rano ny arabe mba hanalàna ireo mpivarotra tsy ara-dalàna. Voalaza moa fa tafiditra ao anatin’ny fanadiovana ny tanàna ity hetsika nataon’ny kaominina ity. Prisca…

Lire la suite