TwitterFacebook

Archives journalières:

Week-end traces

VENDREDI 09 Février Du Rap Buddah El Taga à l’Is’Art Galerie Une soirée rap ce soir avec Buddah El Taga à l’Is’Art Galerie à partir de 19h. Ce membre du groupe OTF sait se démarquer avec sa musique hétéroclite, mélangeant une vision métaphysique et le rap conscient. Œuvrant principalement dans une musique soft, il empreinte…

Lire la suite

VATOFOTSY ANTSIRABE : Vehivavy 30 taona novonoina tamin’ny fomba feno habibiana

Nahitàna vehivavy notapahina telo indray teny Vatofotsy, kaominina Antsirabe afak’omaly tamin’ny misasak’alina. Voalazan’ny polisy any an-toerana fa mponina ao Antsirabe avaratra izy, mpivaro-tena no asany ary manan-janaka telo mianadahy. Mampihoron-koditra. Roa izao, tato anatin’ny fito volana, ireo fatim-behivavy izay notapatapahina ary natao tao anaty lasaka tao Vatofotsy, kaominina iray ao Antsirabe. Afak’omaly tamin’ny misasak’alina mantsy…

Lire la suite

FANAPARITAHANA VOLA SANDOKA : NOHAFAHANA VONJIMAIKA ILAY RANGAHY VOAROHIROHY

Nahazo fahafahana, mandra-piandry ny fotoana hiakarany manoloana ny fitsarana, ilay rangahy efa nahazo taona izay voatondro ho nanaparitaka vola sandoka teny Mahitsy tamin’ny fiandohan’ity volana febroary ity. Fantatra izany taorian’ny fiatrehany ny fampanoavana afak’omaly. «Nahatratrarana vola sandoka, 10.000 ariary, miisa dimy tany aminy nandritra ny fisavàna natao. Teny amin’ny toeram-pilokana tao Mahitsy ihany koa nahitàna…

Lire la suite